mpanoratra: Tanjoniavo
-ireo "commandes" fototra ilaina ra hampiasa "linux"
- mifindrafindra amina dossier "change directory" (cd)
mifindra na miditra ao anatin'ny dossier /var/www
- Aiza no misy ahy (pwd)
ao anaty ny dossier /var/www ianao zao
- mi-liste ny fichier ao anaty repertoire "liste"(ls)
mi-liste ny zavatra rehetra ao anatin'ny repertoire www
- mijery ny ao anaty "fichier" (cat / more)
- mi-editer fichier (manova /manoratra/mamafa ...) (vim / emacs/...)
- mandika fichier (cp)
- mamafa fichier (rm)
- mamorona repertoire (mkdir)
- mamindra na manova anarana fichier (mv)
- mitady fichier (find ,locate)
- mitady texte ao anaty fichier (grap)
- mamorona lien (ln)
- manao archivage (tar).
- ny espace disque (df, du)
- mi-gerer processus (top, ps, pstree, kill, killall).
- mampitohitohy commande "pipes" (|)
